- Zoma 31 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Mpangalatra manararaotra fahasahiranana
Saika matin'ny fitsaram- bahoaka ilay tovolahy
Hamaky ny tohinySaika matin'ny fitsaram- bahoaka ilay tovolahy
Hamaky ny tohinyNisehoana fanafihan-jiolahy mahery vaika afak’omaly tokony ho tamin’ny 01 ora maraina teny amin’ny Saint Michel Itaosy, kaominina Itaosy, distrikan’Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyEla ny ela fa tratra ihany ireo andian’olona namono nahafaty mpamily fiara iray teny Ambodotsiry ny 23 martsa teo. Olona miisa 9 no tompon’antoka tamin’izany.
Hamaky ny tohinyNitrangana fahafihan-dahalo mahery vaika indray ny alahady maraina teo tokony ho tamin’ny 04 ora tao amin’ny kaominina ambanivohitr’Ankalalobe distrikan'i Belo sur Tsiribihina.
Hamaky ny tohinyMaty ilay dahalo raindahiny antsoina hoe IARISY na Randrianarisoa Elysé, araka ny fampitam-baovaon’ny
Hamaky ny tohinyMirongatra ny fivarotana sy fifohana zava-mahadomelina eny Itaosy sy ny manodidina. Tsy hanavahana sokajin-taona intsony ireo mandray izany no sady tsy hanavahana toerana intsony ihany koa ny hifohany izany.
Hamaky ny tohiny