Fandriampahalemana

Marovoalavo Alatsinainikely Daholo 3 lahy no matin’ny zandary


  • Alarobia 24 Mey 2023

Mpanangom-bokatra avy any Itaosy ho any amin’ny tsenan’Alatsinainikely (Miarinarivo Itasy) no nokasaina Jiolahy miisa 3 ho tafihana,

raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Efa voasakana barazy vato ny lalana saingy mbola afaka ka torabato sy tifitra no sisa nataon'ireo dahalo. Niantso vonjy tamin'ny fokonolona haingana ny raiamandreny antsoina hoe Ingahindriana. Tonga maro ny vahoaka. Tonga koa ny zandary. Nizotra ho any Marovoalavo Alatsinainikely ireo jiolahy. Voahodidina mpitandro ny filaminana izy 3 mirahalahy ka maty teo no ho eo, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT