- Alatsinainy 24 Aprily 2023
Fandriampahalemana.Kaominin’Alasora Mampirongatra ny asan-jiolahy ny fifohana rongony
Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Alasora, distrikan’Avaradrano. Lasa matahotra mody hariva ny vahoaka
Hamaky ny tohinyMirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Alasora, distrikan’Avaradrano. Lasa matahotra mody hariva ny vahoaka
Hamaky ny tohinyRenim-pianakaviana iray vao erotrerony no nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny alatsinainy alina teo nifoha talata teo tao amin’ny kaominina ambanivohitra Anjeva gara, any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny.
Hamaky ny tohinyMbola tsy mitsahatra hatreto ny fahitana fatin’olona amin’iny lalana miazo an’Androndrakely iny.
Hamaky ny tohinyVokatry ny fikarohana sy vela-pandrika nataon'ny Polisy miampy fiaraha-miasa tamin'ny olona tsara sitrapo dia
Hamaky ny tohinyMahazo vahana tanteraka ny fanafihan-jiolahy any amin’iny faritra andrefana iny. Voakasik’izany manokana ny ao amin’ny distrikan’Arivonimamo.
Hamaky ny tohinyRamatoa iray malaza ho mpivaro-drongony eto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo no saron’ny polisy tao amin'ny trano fonenany tao Ankorondrano Atsinanana IVO ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny