- Talata 25 Aprily 2023
Fandriampahalemana.Tafika Malagasy Manomana fanazaran-tena iraisam-pirenena
Ho fampiharana ny fanitsian-drafitra dia miomana amin'ny fanazarantena iraisam-pirenena Ivondro 2023 ho
Hamaky ny tohinyHo fampiharana ny fanitsian-drafitra dia miomana amin'ny fanazarantena iraisam-pirenena Ivondro 2023 ho
Hamaky ny tohinySaika nitrangana fanafihana mpambongady tetsy amin’ny 67 ha omaly Alatsinainy atoandro. Jiolahy miisa 2 mitam-basy no voalaza fa saika hiketrika izany saingy sendran'ny Polisy nanao fisafoana.
Hamaky ny tohinyZaza tsy ampy taona iray vao 15 taona monja no saron’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP Alasora teny Ankadindratombo namaky trano ny 22 aprily teo tokony ho tamin’ny 09 ora alina.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny Kaominina Alasora, namoaka didy tsy fahafahana mivezivezy amin’ny alina na “couvre-feu” ihany koa ny Kaominina Ambohimanambola, distrikan’Antananarivo Avaradrano.
Hamaky ny tohinyVao nigadona teo amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana,
Hamaky ny tohiny3 andro misesy izay eo amin'ny 6 maraina eo foana no misy ny voaendaka eo Ambatomitsangana, hoy ny fampitam-baovaon’ny mponina eny an-toerana.
Hamaky ny tohiny