• Alatsinainy 19 Jona 2023
Fandriampahalemana.Belo sur Tsiribihiana Alevina anio ilay zazavavy kely maty notapahin-doha

Indroa sahady tamin’ity volana jona ity no nisy zaza tsy manan-tsiny roa maty novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tany amin’ny distrikan’i Belo sur Tsiribihiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Fandriampahalemana.Ampahana Antalaha Omby velona no nangalarana trafony

Omby velona iray no nisy nangalatra ny trafony tao amin’ny Fokontany Andranotsara kaominina ambanivohitra Ampahana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Fandriampahalemana.Fanafihan-dahalo mahery vaika Zandary 1 sy miaramila 1 maty tao Vasiana Mandoto

Nisehoana fanafihan-dahalo goavana tany Imolo any Anjeze Fokontany Beakanga Kaominina Vasiana any amin’ny Distrikan’i Mandoto ny alakamisy teo tokony ho tamin’ny 6 ora maraina, raha ny vaovao avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Fandriampahalemana.Ankorondrano Olona 5 tratra nivarotra roro, 50 taona no zokiny indrindra

Olona miisa 5 mpivarotra roro 19 ka hatramin’ny 50 taona no nosamborin’ny polisy teny Ankorondrano ny 14 jona teo ka lehilahy ny iray raha vehivavy avokoa ny ambiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2023
Fandriampahalemana.Antsalovana Lehilahy 50 taona tsy an’asa, tratra namaky trano

Lehilahy iray 50 taona no tratra namaky trano teny Antsalovana ny 10 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2023
Fandriampahalemana.Jeneraly Serge Gellé « Aza mifampikasikasi-tànana... »

Tsy manaiky ny fikasihan-tanana ataon’ny mpanao politika ny mpitandro ny filaminana ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena na ny SEG Jeneraly Serge Gellé raha ny fanambarany tany Toamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT