- Alatsinainy 17 Aprily 2023
Fandriampahalemana.Reniranon’i Fierenana Toliara Lehilahy iray hita faty, efa tsy nisy lohany intsony
Mitohy hatrany ny vono olona feno habibiana any amin’iny faritra Atsimon’ny Nosy iny.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny vono olona feno habibiana any amin’iny faritra Atsimon’ny Nosy iny.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny asan-jiolahy any amin’ny distrikan’i Miarinarivo. Jiolahy tsy latsaky ny 10 no fantatra fa niditra an-keriny
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Zazalahy kely 13 sy 15 taona izay mbola samy tsy ampy taona no voasambotry ny Polisy tetsy Antaninarenina omaly alahady 16 aprily tokony tamin’ny 06 ora sy sasany maraina rehefa nangarom-paosy.
Hamaky ny tohinyNirefodrefotra ny basy ny marainan’ny omaly 12 aprily 2023 tao Ambalabe akaikin'ny Cimetière ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyJiolahy miisa 6 no lavon'ny polisy ny herinandro lasa teo, teny Anosipatrana, raha ny tatitra voaray. Misy mpamerin-keloka amin'izy ireo. Jiolahy 4 ihany koa no lavon'ny FIP Toamasina, omaly.
Hamaky ny tohiny