• Alakamisy 04 Mey 2023
Fandriampahalemana.Sakan-dalana tany amin’ny RN7 Lehilahy iray maty notifirin’ny jiolahy, vehivavy iray voaolana

Tsy mandry fahalemana intsony ny tanana. Ankoatra ny vaky trano sy ny hala-botry ary ny vono olona dia mirongatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ankaditoho Marohoho Telolahy tratra nidoroka rongony mahery vaika

Lehilahy miisa telo no indray tra-tehaky ny polisim-pirenena avy ao amin'ny Kaomisarian’ ny boriborintany fahadimy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ankorahotra Fihaniana fefin’olona no nampidoboka eny Antanimora

Miteraka korontana sy olana marobe eny anivon’ny fiaraha-monina ny tsy fananan’asa eo amin’ny olona iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ampasika Tratra ilay mpanendaka mpandeha an-tongotra

Raim-pianakaviana iray tratra alina nandeha dia an-tongotra teny Ampasika lalana miazo an’Itaosy handeha hamonjy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2023
Fandriampahalemana.Fatin-jazakely hita teny Ankazomanga atsimo

Hosavaina avokoa ireo vehivavy eny amin’ny manodidina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2023
Fandriampahalemana.Fivarotana rongony « Skunk » Lehilahy roa indray no tratra tetsy amin’ny By pass

Lehilahy miisa roa, 24 sy 29 taona no voasambotry ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina etsy Anosy ny marainan’ny alahady 23 aprily teo tetsy amin’ny By Pass rehefa rongony mahery vaika na « Skunk ».

Hamaky ny tohiny
FTT