• Talata 23 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ankadikely Ilafy Voasambotra ireo mpanendaka olona mpirevy amin’ny alina

Tena efa samy manana ny paikady hampiasainy mihitsy ireo mpanendaka ankehitriny mba hahazoany izay tadiaviny. Misy ireo manakan-dalana, misy ireo manao ny hataony any anaty taxibe….

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina

Mpianatra an-jatony no vita fanentanana tany Ambohidratrimo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Fandriampahalemana.Halatra zava-maneno any am-piangonana

Voasambotra i Hervé lohandohan’ny mpisorona

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Fandriampahalemana.Fanadinam-panjakana 515.081 ireo hiatrika ny CEPE, 305.836 ireo hanala BEPC

Mitotaly 515. 081 ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE amin’ity taona 2023 ity ka mpiadina miisa 99 amin'ireo no manana tsy fahatombanana ara-batana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Fandriampahalemana.Halatra sy vaky trano tany Sambava Tsy ampy taona avokoa ireo olon-dratsy15 tratra

Tena efa mirona amin’ny fanaovan-dratsy ny ankamaroan’ireo tanora eto amintsika rehefa tsy mazoto ny mianatra intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Fandriampahalemana.Betongolo Mpandeha iray no voaendaka tao anaty taxibe

Mila malina hatrany amin’izao na dia ao anaty taxibe aza. Efa tongan’ny mpanendaka hatrany anatin’ireny fiara fitanteram-bahoaka ireny mantsy.

Hamaky ny tohiny
FTT