- Alakamisy 11 Mey 2023
Fandriampahalemana.Oniversiten’i Farafangana Jiolahy iray maty voatifitra, roa nadoboka am-ponja
Tsy milamina ny fandriampahalemana ao Farafangana. Jiolahy miisa 02 no voasambotry ny mpitandro ny filaminana tany an-toerana andro vitsy lasa izay ka ny iray no maty voatifitra.
Hamaky ny tohiny
