- Zoma 02 Jona 2023
Fandriampahalemana.Fandraisana mpitandro filaminana Mila matotra sy hentitra kokoa ny fepetra sy sivana
Niparitaka ary niteraka adihevitra teny amin’ny tambajotran-tserasera omaly ny fisiana tovolahy iray vao nivoaka ho zandary, nanapatra fahefana sy nandrahona milaza fa hanapotika fiainana tovovavy iray tsy nanaiky azy,
Hamaky ny tohiny
