• Zoma 26 Mey 2023
Fandriampahalemana.Faha-100 taonan’ny SEMIPI Nanotrona tany an-toerana ny fikambanana Perfect Madagascar

Nafana ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny Ancien des enfants de troupe na ny sekoly miaramilam-pirenena eto Madagasikara (SE.MI.PI) tany Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ampamantanana, Androndra, Ambohitsoa Misesy ny fanafihana mitam-piadiana

Mpivarotra iray manoloana ny foiben'ny fahitalavitra Tv Plus Madagascar eny Ivanja Ambohitsoa no nisy nanafika omaly tamin'ny 6 ora sy 30 minitra hariva,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.Fanafihana eny Ampasika, Cenam, Ankasina

Maty voatifitra i Dadandry na RaNationale

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.FENOARIVOBE Maty notifirina tamin’ny basy ilay mpianatry ny lisea ?

Mampalahelo ny zava-mitranga hiainan’ireo mponina any amin’ny Faritra Bongolava. Taorian’ilay Rangahy lehibe 70 taona maty notapahin-doha tao Tsiroanomandidy dia tovolahy iray vao 20 taona monja antsoina hoe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.Marovoalavo Alatsinainikely Daholo 3 lahy no matin’ny zandary

Mpanangom-bokatra avy any Itaosy ho any amin’ny tsenan’Alatsinainikely (Miarinarivo Itasy) no nokasaina Jiolahy miisa 3 ho tafihana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Fandriampahalemana.Androtra Tsiroanomandidy Rangahy lehibe 70 taona maty notapahin-doha

Tena mirongatra ny tsy fandriampahalemana manerana ny Nosy. Miseho amin’ny endriny maro samihafa izany toy ny nitranga tao amin’ny Fokontany Androtra, distrikan’i Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny
FTT