• Alarobia 06 Septambra 2023
Fandriampahalemana.Alakamisy Fenoarivo Jiolahy 2 rotiky ny balan’ny zandary

Nirefodrefotra ny basy teny Alakamisy Fenoarivo omaly takariva tokony ho tamin’ny 6ora hariva, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Famakiana tranon’ny mpiasan’ny Oniversite. Olona roa no efa voasambotra tao Fenerive Est

Nisy namaky ny tranon’ny mpiasa iray eo anivon’ny oniversite-n’i Fenerive Est ny 21 Aogositra teo tokony ho tamin'ny 07 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2023
TAMPONALA SOAVINANDRIANA. Mpangalatra taolam-paty 13 no indray tratra

Mirongatra ny vaky fasana any amin’iny faritra Itasy iny. Tompom-pasana maro no efa nahazoana fitarainana antony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2023
Mpanendaka iray tao Toamasina. Nahatrarana rongony sy “seringue” fitsindronana heroïne

Vehivavy iray ny harivan'ny 29 Aogositra lasa teo tokony ho tamin'ny 06 sy sasany no nisy nanendaka tao Tanambao V, Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aogositra 2023
GRAND PAVOIS ANTSIRANANA. Lehilahy iray tratra nangalatra kahie 2 fonosana

Lehilahy iray manodidina ny 20 taona mahery eo ho eo no tratran'ny olona nangalatra kahie 2 fonosana tany amin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aogositra 2023
MAHAMASINA. Tsy ampy taona ny ankamaroan’ireo mpanendaka

Zaza tsy ampy taona ny ankamaroan’ireo mpanendaka eto an-drenivohitra. Mahavita mihoatra noho ny hataon’ny lehibe

Hamaky ny tohiny
FTT