- Alatsinainy 19 Jona 2023
Fandriampahalemana.Fanafihan-dahalo mahery vaika Zandary 1 sy miaramila 1 maty tao Vasiana Mandoto
Nisehoana fanafihan-dahalo goavana tany Imolo any Anjeze Fokontany Beakanga Kaominina Vasiana any amin’ny Distrikan’i Mandoto ny alakamisy teo tokony ho tamin’ny 6 ora maraina, raha ny vaovao avy any an-toerana.
Hamaky ny tohiny
