• Alatsinainy 01 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.HOPITALY HJRA Tratra ireo mangalatra ny entan’ny marary

tao amin'ny hopitalin'ny HJRA Ampefiloha tokony ho tamin'ny 10 Ora sy 45 minitra. Nanararaotra ny andro alina hidirana tao amin'ny hopitaly izy roalahy ireto ka tsy hitondra marary na hiambina marary velively no tena anton-diany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Fahavakisan’ny trano fiantohana MAMA Iray naiditra am-ponja, roa arahi-maso ara-pitsarana

Lehilahy iray naiditra am-ponja vonjimaika,roa hafa arahi-maso ara-pitsarana. Io no vokatr’ilay fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana taorian’ilay raharaha vakitrano nitranga tany Miarinarivo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Iraka tarihin'ny Praiminisitra Hamerina ny “Dinan’i Melaky tsy mipoly”

Nigadona tao Maintirano omaly 21 jolay 2022 ny Praiminisitra lehiben'ny governemanta Atoa Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Famakiana fiara sy vola sandoka Nampangain’ilay porte feuille-ny ilay mpangalatra

Lehilahy iray 33 taona no nosamborin’ny Polisy miasa eny Ambohimanarina ny herinandro lasa teo rehefa namaky fiara sy nitondra vola sandoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Ambodifilao Misy mpanendaka mampihorohoro amin’ny basy

Ramatoa iray no lasibatra lehilahy iray 22 taona no tra-tehaky ny UIR (Unité d’Intervention Rapide) avy ao amin’ny kaomisaria foibe Antananarivo Renivohitra ny 13 jolay teo teo am-panendahana olona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Anjanahary hihazo an’Andravoahangy Tratra ilay nondrambaka finday teny amina vehivavy

Lehilahy iray manodidina ny 31 taona no tratra ambodiomby nisintona finday teny an-tanam-behivavy iray teny Anjanahary hihazo iny faritra Andravoahangy iny afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT