• Alatsinainy 04 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny zaza varira Tany Andohan’Ilakaka no hita ilay zaza very tany Betroka

Nahazo fanairana avy amin'olona tsara sitra-po ny zandarimariam-pirenena tao amin’nyy Borigady Andohan'Ilakaka , mikasika ny fisiana zaza varira iray hita tany amin’ny 2 km Avaratra Ilakaka teo akaikin'ny fanaovana Korisa Moto .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2022
Fandriampahalemana.Anosivavaka Ambohimanarina Tratra ilay mpanendaka sy mpanararaotra vehivavy

Lehilahy iray, 31 taona no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny CSP6 Ambohimanarina omaly Alakamisy 23 jona tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Fandriampahalemana.Varotra rongony mahery vaika Olona 6 indray no voasambotra teny Tanjombato

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny kaomisaria foibe ao Tanjombato tao amin'ny fari-piadidiany ny olona enina mianadahy nahitana lehilahy telo sy vehivavy telo ny sabotsy 11 jona lasa teo tokony ho tamin'ny 6 ora maraina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana mitam-piadiana Teo am-pihanihina ilay villa no voatifitra ireo jiolahy

Jiolahy telo no lavon'ny balan'ny polisy miasa ao amin'ny kaomisaria afovoany Atsimo Andrefana rehefa tratra ambodiomby nanao fanafihana mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Fandriampahalemana.Talata Andraikiba Tratra ireo mpivarotra fitaovam-piadiana mahery vaika

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Vakinankaratra ny lehilahy miisa telo, 21, 23 ary 25 taona ny 13 mey lasa teo tany an-toerana noho ny fivarotana fitaovam-piadiana mahery vaika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2022
Fandriampahalemana.Halatra anaty fiara Nabaribarin’ny « caméra de surveillance » ireo jiolahy

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy teny Andranomanalina sy Tsimbazaza ny 05 sy 06 mey lasa teo rehefa nangalatra tao anaty fiara tetsy Andranomena ny 04 mey.

Hamaky ny tohiny
FTT