• Alatsinainy 19 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Fisolokiana avo lenta Voapoizina ara-tsakafo no sady very fananana ilay tovolahy

Dia tena tsy misy tandroka tokoa ny ratsy ! Tovolahy iray tombanana ho 21 taona eo ho eo no nitaraina fa nisy nisoloky ny faran’ny herinandro teo teny Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Fandriampahalemana.Tsindron’antsy tany Morondava Tovolahy iray, 18 taona no efa tratra

Tovolahy iray vao 18 taona monja no fantatra fa anisan’ny tompon’antoka tamin’ilay resaka fanafihana sy halatra niaro volo olona tany amin’ny Faritra Menabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Mpangalatra mangahazo nosorana sakay Olona 3 no hatolotra ny fitsarana, naato ilay dina

Olona 3 no fantatra fa hatolotra ny fitsarana taorian’ilay raharaha fanosorana sakay ny vatan’ilay Renim-pianakaviana iray sy ny masony tratra nangalatra mangahazo tany amin’ny Fokontany Ankapila

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Halatra “panneau solaire” tao Toamasina Tratra ireo tsivalahara miandahy miambavy

Misy tambazotra mihitsy ireo mpangalatra jiro manazava ny lalambe eto amintsika. Olona iray no tratra tao Toamasina ny 9 Aogositra alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Tahotry ny herisetra amin’ny hariva Lasa mody aloha ny ankamaroan’ny olona

Lasa miandry taxibe aloha avokoa ny olona amin’izao, indrindra fa ireo miazo iny faritra Itaosy Atsimondrano iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana, vono olona,rongony Telo lahy indray no tratra teny Ankaditoho-Tsimbazaza

Lehilahy miisa telo no nosamborin’ ny Polisy misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina teny Ankaditoho Tsimbazaza afak’omaly talata 02 aogositra rehefa avy nifanenjehana teny amin’ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT