• Alatsinainy 09 Mey 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana eto an-drenivohitra Matin’ny polisy tetsy Manjakaray i Ra-Dadafara

Lavon' ny balan'ny Polisy tetsy Manjakaray ra "Dadafara" omaly maraina tokony ho tamin'ny 1ora sy 45 minitra. Raha tsiahivina kely dia kalaza lahy amin'ny fanafihana mitam-piadiana sy fakana an-keriny ity jiolahy iray tratra ity .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Mey 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana cash point teny Isotry 3 lahy voasambotry ny polisy

Lehilahy miisa 03 no voasambotry ny Polisy miasa eny amin'ny boriborintany fahafito ny marainan'ny Asabotsy 30 aprily teo tokony ho tamin'ny 06 ora maraina teny Isotry rehefa nanafika "Cash point".

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Fandriampahalemana.Andranomandevy Antsirabe Maty voatifitra teo amin’ny tratrany ilay jiolahy nikoizana

Lehilahy iray no lavon’ny balan’ny Polisin’ny UIR ao Antsirabe ary iray kosa azo sambo-belona ny 01 mey lasa teo tokony ho tamin’ny 06ora hariva teny Andranomandevy noho ny fandrahonana ho faty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Fanavotana vehivavy nisy nanendaka Nirefotra ny basy teny Ambodin’Isotry

Nahenoana basy nipoaka teny amin'iny faritra Ambodin'Isotry iny sabotsy hariva teo tokony ho tamin'ny 8 ora sy 15mn hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Fitifirana sergent-major Lavon’ny balan’ny zandary i Badista

Dahalo ikoizana sady mpamerin-keloka antsoina hoe : Badiste ,32 taona tompon'antoka tamin'ny fitifirana nahafaty an'i Sergent-major Randrianaivomanana René Victor tamin'ny 10 marsa lasa teo tao Ambohimpihaonana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Fitateram-bahoaka eto Iarivo Efa miseho tava ary mandrahona ny olon-dratsy

Niparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera Facebook omaly ny rakintsary mampiseho tovolahy iray mandrahona mpandeha fa tsy migadra izy fa ny findain’ilay mikasa maka sary azy sy ilay mpandeha no mety ho potika. T

Hamaky ny tohiny
FTT