Fandriampahalemana

Anjanahary hihazo an’Andravoahangy Tratra ilay nondrambaka finday teny amina vehivavy


  • Talata 05 Jolay 2022

Lehilahy iray manodidina ny 31 taona no tratra ambodiomby nisintona finday teny an-tanam-behivavy iray teny Anjanahary hihazo iny faritra Andravoahangy iny afak’omaly.

Vehivavy mipetraka manodidina iny faritra Mascar iny no nohararaotin’ilay tsy mataho-tody nalaina ka rehefa azony izany dia nandositra izy. Tsy lavitra teo anefa dia nifanehatra tamin'ireo Polisy nivoaka avy tany an’ elakelan-trano ity farany ka noraisim-potsiny. Raha araka ny fantatra moa dia mipetraka eny amin'ny faritra Ambohimahitsy ity lehilahy voasambotra ity saingy izao manatanteraka asa ratsy eny amin'ny faritra Andravoahangy izao.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT