• Zoma 16 Aogositra 2019
Fandriampahalemana.Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

Lanonana telo sosona no notanterahina teo anivon’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka ny alarobia 14 aogositra 2019 teo, dia ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny DRH (Direction des Ressources Humaines),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Fandriampahalemana.Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

Na tsy mbola fantatra aza ny tena daty ofisialy dia naman’ny azo lazaina foana hoe akaiky ny fifidianana ben’ny tanàna. Be ny zava-nanaitra teo amin’ny tontolo politika tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

Tratra ny jiolahy miisa 5 naka an-keriny zazalahy 12 taona tany Betela Morarano Kraoma, distrikan’Amparafaravola ny harivan'ny 16 jona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Fandriampahalemana.BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

Nisy nikasa hiditra an-keriny ny toerana nanagiazan'ny kaominina ireo omby azo avy any Soahazo Mangalahy. Ny sabotsy lasa teo no tsikaritra fa nisy nanapitsoka ny toerana nitazonan’ny kaominina Betroka ireo omby saron'ny zandary ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

“Laharam-pahamena ny ady amin`ny tsy fandriampahalemana » hoy Rtoa Ratsimindriona Aida Hardy, solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’i Taolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

Mitaky fanadihadiana tsy mitanila avy amin’ny fanjakana sy ireo fikambanana mpiaro ny zon’olombelona ny fianakavian’ireo maty notifirin’ny zandary tao Soahazo,

Hamaky ny tohiny
FTT