• Alatsinainy 06 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Vaky trano Tratra teo am-pitaterana entana ilay lehilahy

Lehilahy iray no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin'ny Commissariat Central ao Fianarantsoa ny alahady teo tao amin'ny fokontanin'Anjoma noho ny resaka vakitrano.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana tany Tsihombe Voatifitra teo amin’ny kibony sy ny fony ilay raim-pianakaviana

Tokony ho tamin` ny 6 ora hariva, ny alakamisy lasa teo, nisehoana fanafihan-jiolahy nahafatesana olona tany Tsihombe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Fandriampahalemana.Betroka sy ny manodidina Fiarahamonina ifotony tsy voafehy no mahatonga ny korontan-dava

Laharam-pahamehana ao Betroka ary efa nodradradradrako hatramin’ny taona 2007 fony aho tsy ben’ny tanàna fa tsy handroso

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Oktobra 2019
Fandriampahalemana.IMERIMANDROSO Tsy omby intsony fa olona no alain’ny dahalo

Miaina anaty fitaintainana tanteraka ireo mponina ao anatin’ny kaominina Imerimandroso, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Fandriampahalemana.Tafika ana habakabaka Tena ilaina amin’ny fametrahana fandriampahalemana

Nanatanteraka fitsirihana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato sy teny amin’ny kianja « Soamandrakizay » ny praiminisitra ny harivan`ny 03 septambra 2019 ary niaraka tamin’izany dia nisy ny lanonana namoahana mpanamory angidimby tamin’ny fomba ofisialy, notanterahina tao amin’ny foiben’ny Tafika ana habakabaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Fandriampahalemana.Tsy filaminana eto amin’ny firenena “Misy andraikitra tsy efan’ny fitondrana.”

Malahelo amin’ny fisian’ny tsy filaminana eto amin’ny firenena izahay mpiaro ny zon’olombelona, hoy ny filohan’ny fikambanana Zon’olombelona mampandroso vahoaka sy Zon’olombelona mijoro,

Hamaky ny tohiny
FTT