• Alarobia 22 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Fianarantsoa Tratra ireo saika hanaparitaka19,8 tapitrisa ar sandoka

Vola sandoka 20 000 Ar marobe, mitentina 19 800 000 Ar no saika haparitaka lehilahy miisa telo tao an-tampon- tanàn'i Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Tsiroanomandidy Naiditra am-ponja ireo 5 lahy tratra namaky trano

Mpamaky trano miisa 05 no voasambotry ny polisy miasa ao Tsiroanomandidy ny Alarobia 08 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Bekily Tafaverin’ny zandary ireo omby 50 voaroba

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tany amin’ny Fokontany Morafeno, kaominina Tanandava Sarisambo, distrikan’i Bekily ny 15 Aprily, tokony ho tamin’ny 1 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Fanendahana amin'ny andro paska Roalahy nitondra antsy tratra teny Antohomadinika

Tsy atoandro tsy alina fa tena mangina tanteraka ny tanana eto amintsika, indrindra fa manomboka amin’ny 12 ora atoandro iny, fotoana voafetra tsy hahafahana mivoaka ny trano iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Mandritsara Mirongatra ny halatra lavanila manta

Lavanila manta milanja 70 kg no voasaron` ny zandarimariam-pirenena ao Mandritsara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Manjakandriana Manao ny hataony ny mpanao hala-botry

Ny hala-botry no tena mampitaraina ny olona amin'izao,indrindra fa ho an'ireo tantsaha mpamokatra eny ifotony.

Hamaky ny tohiny
FTT