Fandriampahalemana

Bekily Tafaverin’ny zandary ireo omby 50 voaroba


  • Zoma 17 Aprily 2020

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana tany amin’ny Fokontany Morafeno, kaominina Tanandava Sarisambo, distrikan’i Bekily ny 15 Aprily, tokony ho tamin’ny 1 ora maraina.

 

 

 

 

 

 Ny solombavam-bahoaka voafidy any an-toerana no nanao ny fampilazana. Roso tamin’ny fanarahan-dia sy fikarohana avy hatrany ireo zandary taorian’izany. Nisy ny fifandonana tamin’ireo dahalo rehefa tonga tao Besandraha. Tafaverina manontolo amin’ny tompony ny omby miisa 50 izay nalain’ny dahalo. Tsy nisy maty na naratra ny fokonolona sy ny zandary izay nanao ny fanarahan-dia. Nanao tari-dositra any anaty ala riry kosa ireo dahalo taorian’izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT