Fandriampahalemana

Mahajanga Tratra ireo mpamaky trano sy mpanolana faobe


  • Sabotsy 02 Mey 2020

Fanolanana faobe, vaky trano, fanafihana mitam-piadina, ireo no talentan'ireto tambazotran-jiolahy avy ao Tsararano ireto ary tokantrano maro no efa lasibatra tamin'izany.

 

 

 

 Dimilahy no voasambotry ny Polisy nasionaly hatreto miaraka tamin'ity fitaovam-piadiana sy ireo entana halatra sasany. Efa maro ny fitoriana voaray raha ny fanazavan'ny Commissaire Central, CP Tabaly Fabio, ary mbola hiantso ny fiaraha-miasa amin'ny vahoaka izy ireo hahafahana manafoana ny asan-jiolahy any an-toerana.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT