Fandriampahalemana

Fanendahana Telolahy indray no nalefa eny Antanimora


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Lehilahy miisa telo no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ Isotry ny 11 oktobra teo teny akaikin’ny tetezan-dRamala .

 

 

 

 Hetsika nataon’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faha-efatra no nahatrarana azy ireo noho ny hamaroan’ny fitarainan’ny mponina amin’ny resaka fanendahana eny amin’iny faritra iny. Polisy nanao fanamiana sivily no nidina ifotony teny an-toerana izay nahita azy telolahy ireto teo am-panatanterahana ny asa ratsiny. Nentina namonjy ny birao avy hatrany ireo jiolahy ireo nanaovana fanadihadiana raha omaly kosa no niakatra fitsarana. Fantatra taorian’izany fa nampidirina eny Antanimora vonjimaika izy ireo ho famaizana azy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT