Fandriampahalemana

Filatsahana an’elon’aina Hanofana ny tafika ny orinasa Skydive


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Hisy ny fiaraha-miasa eo amin'ny Minisiteran'ny Fiarovam-pirenena sy ny orinasa Skydive, tarihin'Andriamatoa Laurent Lesquereux, mpampiofana amin'ny filatsahana an'elon'aina izay nizara ny traik'efa ananany teny amin'ny 1er RFI farany teo.

 

 

Izy ireo no hampiofana ny miaramila hilatsaka an'elon'aina mba hanamora ny fanatanterahana ny iraka any amin'ny toerana saro-dalana, hoy ny eo anivon’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena, tarihin’ny Minisitra Jeneraly Rakotonirina Léon Richard, izay nandray an’i Laurent Lesquereux. Anisan'ny laharam-pahamehana amin'izao fanavaozan-drafitra ny tafika izao ny fampiakarana ny lentan' ireo miaramila hanatsarana ny asany, ka izay indrindra no anton’ny fiaraha-miasa, hoy ny eo anivon’ny tafika.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT