Fandriampahalemana

Tsongobory Toliara I Jiolahy 2 lavon’ny balan’ny polisy


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Jiolahy miisa roa no lavon’ny balan’ny oolisy ny 11 hifoha 12 oktobra teo tokony

 

 

 

ho tamin’ny 01 ora sy sasany maraina tao amin’ny fokontany Tsongobory Toliara I. Nandritra ny fisafoana nataon’ireo polisy miasa any an-toerana no nahatrarana azy ireo niaraka tamin’ny basy vita gasy miisa 2. Vao nahita ny polisy izy ireo dia nandositra avy hatrany ka raikitra ny fanenjehana. Nampiasana ny basy teny aminy anefa ireo jiolahy ka tsy maintsy niaro tena ny polisy. Voan’ny bala noho izany ireo jiolahy miisa roa ka maty noho ny ratra nahazo azy ireo. Mbola manohy ny fikaroana ny mety ho naman’ireto jiolahy ireto ny polisy hatramin’ny omaly.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT