• Talata 17 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Tetezana eny Tanjombato Ho tapaka mandritra ny 3 andro

Ho tapaka manomboka anio 17 novambra 2020 manomboka amin'ny 05 ora maraina ka hatramin'ny 19 novambra 2020

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Toliara Rongony 2 380 kilao indray no nodorana

Nodorana, ny sabotsy teo, tany Mahaboboka - Toliara ireo rongony milanja 2 380 kilao, tra-tehaky ny zandary tany an-toerana nandritra ny hetsika nataon`izy ireo. Raha tsiahivina, ny alin'ny 06 novambra lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Mandry an-driran’antsy ny vahoaka Mila hamafisina ny fametrahana ny fandriampahalemaa

Hala-botry, fanafihana mitam-piadiana, sinto-mahery, rà nilatsaka noho ny asan-dahalo… Isan’andro dia re sy hita amin`ny haino aman-jery ny trangana tsy fandriampahalemana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Ambilobe Nisaoty avy eny ambony tetezana ireo jiolahy

Tratran’ny polisy miasa ao Ambilobe tamin’ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 02 ora maraina tao amin’ny fokontany Laidama kaominina ambanivohitra Ambilobe ny tovolahy roa mpanimba fananam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Vatobe 67 Ha Mpanendaka rain-dahiny iray no tratra

Mpanendaka rain-dahiny iray niaraka tamin’ny antsy lava lela no saron’ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany fahatelo teny amin’ny Vatobe 67 ha ny 30 Oktobra teo, tokony ho tamin’ny 08 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Ambanidia Tratra ilay mpanendaka sady mpanolana

Lehilahy iray 25 taona no nosamborin’ ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faharoa teny Ambanidia ny sabotsy teo tokony ho 12ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
FTT