- Alatsinainy 15 Novambra 2021
Fandriampahalemana.Ambanja Rongony 5,1 taonina no tratra
Rongony milanja 5 taonina sy 100 kg no tratra nodorana tao amin’ny distrikan’ Ambanja ny12 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyRongony milanja 5 taonina sy 100 kg no tratra nodorana tao amin’ny distrikan’ Ambanja ny12 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa roa 29 taona sy 30 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao Ambohimanarina ny alin’ny faha 06 novambra 2021 lasa teo teny amin’ny fokontany Ankazomanga rehefa avy nanendaka.
Hamaky ny tohinyJiolahy miisa 3 no lavon’ny balan’ny polisy miasa ao amin’ny Fitaleavam-paritra Bongolava ny 16 oktobra teo sy ny 11 novambra 2021 lasa teo tany an-toerana noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana.
Hamaky ny tohinyNotafihana andian-dahalo maro indray ny tampon-tanànan'Antanetibe Anativolo ny alin’ny alatsinainy hifoha omaly 09 novambra.
Hamaky ny tohinyMpiasan’ny fahasalamana miisa roa izay "Anesthesiste" mivady izay miasa ao amin'ny CHRR Maevatanana no nisy nanafika ny alin’ny sabotsy 06 novambra teo tokony ho tamin'ny 08 ora rehefa hody hisakafo fa “garde” ny lehilahy.
Hamaky ny tohinyNitrangana vono olona feno habibiana tany amin’iny faritra Ankazondandy iny ny faran’ny herinandro teo.Tovolahy kely iray vao erotrerony no lasibatra tamin’izany.
Hamaky ny tohiny