• Zoma 27 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.ANDAVAMAMBA Mpanao gazety nendahina jiolahy miisa 4

Mpanao gazety mpaka sary iray no fantatra fa niharan'ny halatra nataona jiolahy miisa efatra omaly tokony ho tamin'ny 4 ora sy sasany maraina, teny Andavamamba, lalana rarivato na « pavé » mihazo an'Anosipatrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Sekolin’ny zandarimaria Ambositra Noraisina omaly ireo 1200 vaovao

Tontosa soa aman-tsara ny fifaninana hidirana ho Zandarimariam-pirenena eto anivon'ny sekolim-piofanan'ny Zandarimariam-pirenena Ambositra (EGNA) na ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Fanendahana eny Ampasampito Lehilahy 2 voasambotra, tratra i Mainty

Lehilahy miisa 02, 19 taona sy 32 taona no saron’ny avy ao amin’ny boriborintany fahatelo nanendaka teny akaikin’ny tobim-piantsonan’ny taxibe 194 Ampasapito ny 13 aogositra lasa teo rehefa avy nanendaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Faritra Menabe Olona roa notifirin’ ny dahalo

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’ny Faritra Menabe. Miseho amin’ny endriny maro izany raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Seranan-tsambon’i Toamasina Nanjavona ny fanafody iray kaontenera

Fanafody iray kaontenera nanjavona tao amin’ny seranan-tsambo any Toamasina, araka ny fampilazana fahaverezana entana nataon’ny Office Pharmaceutique Malgache na OPHAM,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Ady amin’ny asan-jiolahy any Toamasina Mihetsika mafy ny mpitandro filaminana

Lehilahy 2 voatondro fa jiolahy no lavon'ny balan'ny FIP Toamasina omaly tokony tamin'ny 3 ora maraina, tao amin’ny Dépôt Analankininina.Vehivavy 2 sy lehilahy 4 hafa ahiana ho mpiray

Hamaky ny tohiny
FTT