Fandriampahalemana

Ankazomanga Tratra ireo mpamaky trano nikoizana


  • Zoma 12 Novambra 2021

Lehilahy miisa roa 29 taona sy 30 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao Ambohimanarina ny alin’ny faha 06 novambra 2021 lasa teo teny amin’ny fokontany Ankazomanga rehefa avy nanendaka.

 Nanao fisafoana tamin’iny Ankazomanga iny ny mpitandro ny filaminana no nahita azy roalahy ireto nitondra lame scie sy vy fer rond. Avy hatrany dia noentina teny amin’ny biraon’ny Polisy izy roa lahy ireto nanaovana fanadihadiana ary tamin’izany no nahafantarana fa anisan’ireo jiolahy efa karohina mpamaky trano eny amin’ny faritra Ankazomanga iny izy ireo. Natolotra ny fampanoavana afak’omaly izy ireo ary efa naiditra am-ponja vonjimaika.
Pati
Legende : Ireto izy roalah
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT