- Alatsinainy 17 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Fonjaben’i Morondava Voasambotra ireo gadra 7 saika handositra
Nafampana ny toe-draharaha tao Morondava ny sabotsy teo. Gadra 7 lahy no nikasa hitsoaka ny fonja ny androtr’io sabotsy 15 janoary teo tokoany 10 ora sy 45 minitra atoandro.
Hamaky ny tohiny
