- Talata 07 Desambra 2021
Fandriampahalemana.Fiara 4x4 very teny Imerinkasinina Tany Ambohidratrimo no hitan’ny zandary
Saron'ny zandary avy ao Ambohidratrimo tao Antanjondroa kaominina Iarinarivo, distrika Ambohidratrimo, ny harivan'ny alahady 5 desambra 2021 ilay fiara voatafika sy nalain'ny jiolahy an-keriny teny Imerikasinina Avaradrano
Hamaky ny tohiny
