• Zoma 25 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Mahajanga Mirongatra ny vaky trano isam-pokontany

Manomboka maraina vao mangiran-dratsy ireo jiolahy manao ny asa ratsiny io ary mampiasa fanafody fampatoriana mihitsy izy ireo rehefa mamaky trano raha ny fanadiadina nataon'ny polisim-pirenena ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Anjanahary Manao sesilany ny vaky trano

Maro ny fitarainan’ny mponina eny amin’iny faritra Anjanahary iny noho ny resaka vaky trano izay nanao sesilany tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Herisetra sy fanendahana Voasambotra i Tsiliva sy ny ekipany

Tao anatin'ny andro maromaro dia efa narahan'ny Polisy manao fanamiana sivily ireo olon-dratsy mampitondra faisana ireo mpandalo sy ny mponina eny amin'ny Antsahamanitra, Antaninarenina, Isoraka ,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Mpisandoka ho polisy Manambana amin’ny basy mihitsy ilay jiolahy

Tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny PPA3 Ilanivato ny lehilahy iray 43 taona ny 28 janoary maraina teo rehefa avy nisandoka ho Polisy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Distrikan’Ambohidratrimo Matory any an-tsena ny zaza amam-behivavy…

Mandry tsy lavo loha ireo mponina ao anatin’ny kaominina 6 amin’ny 24 isa mandrafitra ny distrikan’Ambohidratrimo. Raha araka ny tafa nataon’izy ireo tamin’ny mpanao gazety omaly mantsy dia efa matory any an-tsaha mihitsy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Behoririka Novonoin'ireo mpiasa ilay Sinoa

Mpiasa 3 mianadahy amin’ny toeram-pivarotana ana tera-tany Sinoa iray etsy Behoririka no nahavita namono nahafaty ny mpampiasa azy ny sabotsy 22 Janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT