Fandriampahalemana

Herisetra sy fanendahana Voasambotra i Tsiliva sy ny ekipany


  • Alatsinainy 14 Febroary 2022

Tao anatin'ny andro maromaro dia efa narahan'ny Polisy manao fanamiana sivily ireo olon-dratsy mampitondra faisana ireo mpandalo sy ny mponina eny amin'ny Antsahamanitra, Antaninarenina, Isoraka ,

 Tsaralalana ary Analakely. Malaza amin'ny fanendahana miaro herisetra miaraka amin'ny fitaovam-piadiana sy famakiana fiara mantsy izy ireo izay manodidina ny 12 eo ho eo . Niditra an-tsehatra tamin'ny fisamborana azy ireo ny Polisy ka ny 09 tratra teny Analakely ary ny 03 kosa tetsy Isoraka . Tra-tehaka ihany koa ny lehiben'ireto mpanao ratsy fantatra amin'ny solon'anarana hoe : Tsiliva izay efa mpamerin-keloka ihany koa. Manentana hatrany moa ny polisy far aha misy trangana tsy fandriampahalemana miseho dia azo antsoina ny laharana 020 22 281 70 hahafahan'ny Polisy miaro antsika olom-pirenena
Pati
Legende :I Tsiliva , mpanendaka raindahiny
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT