Fampianarana

Oniversite Toamasina Napetraka tamin`ny fomba ofisialy ny filoha


  • Talata 02 Jolay 2019

Ambohipihaonan`ireo avara-pianarana maro lafy sy ireo olom-panjakana isan-tsokajiny notarihin`ny minisitry ny fampianarana ambony Félicitée Rejo-Fienena tao amin`ny oniversite Barikadimy Toamasina ny faran`ny herinandro lasa teo.

 

 

 

 Ivon`ny fihaonana ny fametrahana tamim-pomba ofisialy an`i Dr Zafitody Conscient, izay filoha vaovao hitantana ny oniversite. Fanamby apetrany ny famoahana mpianatra vonona hisehatra amin`ny fampandrosoana ny faritra. Mizara enina mazava tsara ny vinany mandritra ny telo taona ka hapetraka ny fanadiovana sy ny mangarahara. Tsy mifanalavitra amin`izay ny nambaran`ny minisitry ny fampianarana ambony amin`ny ezaka hanatsarana ny tontolon`ny fampianarana ambony sy ny kalitaony. Efa napetraka ny sehatra ifanakalozan-kevitra ijrenena ny olana ary hodiovina ny tsy nety teo aloha, hoy ihany izy.

 

 

Marigny A.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT