Fampianarana

Oniversite katolika eto Madagasikara Efa misy sekoly ho an’ny dokotera


  • Alatsinainy 17 Jona 2019

Tsy misy firenena mandroso raha tsy misy fikarohana. Miankina betsaka amin’ny tanora anefa ny fanatanterahana izany, antony nanosika ny oniversite katolika eto Madagasikara hanokatra ny sekoly ho an’ny dokotera eto amintsika.

 

 

 Tsy ho an’ireo mpianatra ao aminy irery izany fa misokatra ho an’ny rehetra, raha araka ny fanazavan’ny profesora Jeannot Ramiaramanana, mpitantana ny sekoly saingy tsy maintsy manana ny maripahaizana master kosa ilay mpianatra. Telo taona aorian’ny fahazoana ity maripahaizana farany ity no miatrika  ny dokotera ka ho an’ity oniversite iray ity dia fantatra fa miara-miasa amina oniversite maro any ivelany izy amin’ny fanatontosana izany toy ny ao Toulouse, ny ao Canada … Nisy moa ny 05, 06 ary ny 07 jona lasa teo ny fikarohana nataon’ireo mpianatra hiatrika ny dokotera eo anivon’ity sekoly ity tamin’ireo mpiara-miombon’antoka tamin’ny UCM izay nofaranana tany ivelan’ny faritr’Antananarivo Renivohitra mihitsy tamin’ny andro fahatelo.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Ecole Normale Supérieure na ENS
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

Mpianatra 460 notolorana

  • UCM AMBATOROKA
  • Zoma 27 Martsa 2026

Feno 10 taona ny sekoly doktoraly

  • MPIASAN'NY CROUA
  • Talata 17 Martsa 2026

Miantso fampitsaharana ny

  • Fanaovana tsinontsinona ny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

kalitaon’ny fanabeazana

  • Pr Panja Ramanoelina
  • Zoma 13 Martsa 2026

"Tena ilaina ny fitsipi-pifehezana

  • CEO SUMMIT Indian Ocean
  • Alatsinainy 09 Martsa 2026

Hizara ny traikefany eo amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT