Fampianarana

Fanadinana CEPE sy BEPC Nihena ny isan’ireo mpiadina ho an’Antananarivo


  • Alarobia 03 Jolay 2019

Nisy fihenana ny taham-pandraisana anjara amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC eto amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo ho an’ny taona 2019.

 

 

 

Ny 27 aogositra no hanatanterahana io fanadinam-panjakana voalohany io. Miisa 28 648 ny mpiadina ho an’ny CEPE, izay nisy fidinany 8,71% mitaha amin’ny tamin’ny taon-dasa. Nisy fihenana 1,74% ihany koa ny mpiadina BEPC, izay miisa 27 525 mandray anjara ka ny 9-12 septambra no hotanterahina. Tsy tahaka ny isan-taona izany ny taham-pandraisana anjara fa nidina tamin’ity, izay mety ho taratry ny fisian’ny olana eo amin’ny tontolon’ny fampianarana na koa tsy fahavitrihana tsotr’izao.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Ecole Normale Supérieure na ENS
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

Mpianatra 460 notolorana

  • UCM AMBATOROKA
  • Zoma 27 Martsa 2026

Feno 10 taona ny sekoly doktoraly

  • MPIASAN'NY CROUA
  • Talata 17 Martsa 2026

Miantso fampitsaharana ny

  • Fanaovana tsinontsinona ny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

kalitaon’ny fanabeazana

  • Pr Panja Ramanoelina
  • Zoma 13 Martsa 2026

"Tena ilaina ny fitsipi-pifehezana

  • CEO SUMMIT Indian Ocean
  • Alatsinainy 09 Martsa 2026

Hizara ny traikefany eo amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT