Fampianarana

Sekolim-panjakana Efitrano fianarana 476 no hatsangana amin’ity taona ity.


  • Zoma 19 Jona 2020

EPP 30 isa, CEG 08 ary liseam-panjakana 06 no natsangana ny taona 2019. Tanjona ho amin’ny taona ity dia EPP manarapenitra 30 no hatsangana. Ny Distrika 119 manerana ny nosy koa dia hananganana efitrano fianarana (salle de classe) efatra avy.

 

 

 

 

Izany hoe 476 efitrano fianarana no hatsangana ihany koa amin’ity taona ity. CEG valo sy lisea enina vaovao ihany koa no hatsangana amin’ity taona ity. Hotohizana ny fandraisana ho mpampianatra raikitra ireo mpampianatra FRAM. Miova tanteraka ny fijerin’ny governemanta raha ny fampianarana satria hametraka lalantsaina miainga amin’ny fanorenana sekoly fa tsy lakilasy fotsiny. Ezahina ny hahatonga ny zaza malagasy farany izay betsaka hiditra an-tsekoly amin’ny alalan’ny fampihenana ny elanelan’ny toeram-pianarana sy ny toeram-ponenana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT