Fampianarana

Fanadinam-panjakana Amin` ny 01 septambra ny CEPE…


  • Alatsinainy 13 Jolay 2020

Betsaka ny ray aman-dreny sahiran-tsaina ka nila vaovao marim-pototra momba ny tetiandron` ny fanadinana ofisialy ny fanjakana.

Nanamafy ny Filoha Rajoelina omaly fa hisy ny fanadinana ara-panjakana amin` ity taona ity. Noho izany, hotontosaina ny 01 septembra izao ny fanadinana CEPE raha toa kosa amin` ny 14 hatramin` ny 18 septambra ho an` ny BEPC ary manomboka ny 05 oktobra kosa ho an` ny bakalorea ankapobeany sy ny bakalorea tekninka. Etanina hatrany ny ray aman-dreny hanara-maso ny famerenan-desona ho an` ny kilasy fanadinana. Olana teo aloha mantsy dia reraka ambony ihnay ny isan` ny mpianatra marina nefa ny tetiandro tsy voasoritra mazava.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT