Fampianarana

Mpiadina manana fahasembanana Nisy 45 mianadahy no niatrika fanadinana CEPE


  • Alarobia 02 Septambra 2020

Miisa 45 ireo mpiadina manana fahasembanana voasoratra anarana niatrika fanadinana CEPE tamin’ity 2020 ity.

 

 

 Niadina teto amin’ny faritra Analamanga ny 23 tamin’ireo ary 22 ao amin’ny faritra Vakinankaratra. Tetsy amin’ny CEG Betsimitatatra 67 Ha, ny 21 mianadahy tamin’ireo mpiadina manana fahasembanana no niadina. Misy amin'izy ireo no jamba, moana, marenina ary manana fahasembanana ara-batana. Nitsidika sy nankahery azy ireo ny Minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle omaly.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT