Fampianarana

Antananarivo sy Antsiranana Hivaly afaka herinandro ny CEPE


  • Alarobia 02 Septambra 2020

Tamin’ny ankapobeny dia nizotra araka ny tokony ho izy ny fanadinana CEPE teto Antananarivo sy Antsiranana izay natao omaly,

 

 

hoy ny fanazavan’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Michelle Sahondrarimalala. Hivaly afaka herinandro izany, raha ny tokony ho izy, hoy izy. Araka ny antontan’isa navoakan’ity minisitera ity moa dia 172.461 ireo kandida teto Antananarivo. 54.475 kosa ireo kandida tao Antsiranana.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT