Fampianarana

Antananarivo renivohitra Hifarana anio ny fitsarana ny CEPE


  • Alakamisy 03 Septambra 2020

Ivon-toeram-panadinana miisa 15 eto Antananarivo renivohitra no hitsarana ireo taratasim-panadinan’ny mpianatra nanala CEPE teto amin’ny Cisco Antananarivo renivohitra, hoy ny fampitam-baovao.

 

 

 

 Aorian’izay 2 andro izay dia hiroso amin’ny fanambarana ny naotin’ireo mpianatra ireo mpitsara. Tanjona, araka ny efa nambara moa, ny hivalian’ity fanadinana ity anatin’ny herinandro. Tsiahivina hatrany fa ny faritanin’Antananarivo sy Antsiranana no namita ny fanadinany ny talata teo.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT