Fampianarana

Fanadinana CEPE Anjaran’i Fianarantsoa sy Mahajanga indray anio


  • Talata 08 Septambra 2020

Kandida miisa 165.294 no hiatrika ny fanadinana CEPE ao Fianarantsoa, izany hoe, faritra Matsiatra ambony, Amoron’Imania, Vatovavy fitovinany, Atsimo atsinanana, Ihorombe sy ao Mahajanga, izany hoe Sofia, Boeny, Melaky, Betsiboka ho amin’ity anio ity. Araka

 

 

 

 ny fanazavana moa, dia mihatra hatrany ny fampanarahana ny fepetra ara-pahasalamana ao anatin’izay fanatontosana fanadinam-panjakana izay. Isan’izany ny fametahana ny arotava, ny fanomezana akora fanasan-tanana ireo mpianatra, ny fielanelanana, araka izay tratra, eo amin’ireo mpianatra. Ho entitra ny fanaraha-maso momba izany ankoatran’ny fanaraha-maso ny fizotran’ny fanadinana, raha ny fanazavana hatrany. Ny hirariana moa dia ny hahitan’ireo mpiadina fahombiazana sy fahasalamana hatrany ao anatin’izao fanadinana izao sy aorian’izany ihany koa.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT