Fampianarana

Mpianatra tany Sina Nody maina an-tanindrazana


  • Alatsinainy 07 Septambra 2020

Voatery nody an-tanindrazana ny 90%n` ny mpianatra Malagasy nandranto fianarana tany Sina.

 

Maro amin` izy ireo no nahavita fianrana saingy tsy mbola nahazo ny diplaoma satria tsy nahazo vatsim-piananarana 30 volana avy amin` ny fanjakana. Sahirana tokoa ireo Malagasy mody nahavita fianarana na ireo mbola manohy izany any Sina. Miantso ny fitondram-panjakana izy ireo indrindra ny minisiteran` ny fampianarana ambony sy ny ministeran` ny vola, hamaha ny olana mba ahafahana misitraka ny diplaomany avy amin` ny oniversite tany Sina.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT