Fampianarana

Ambatondrazaka Mitokona ireo mpampianatry ny lisea teknika


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Raikitra ny fitokonana ataon'ireo mpampianatra ao amin'ny lisea teknika ao Ambatondrazaka omaly.

 

Nilanja sora-baventy izy ireo nanoloana ny lisea. "Omeo hasina ny fianarana teknika, avoay ny karamanay 9 volana, raiso ho mpiasam-panjakana izahay" hoy ireo mpampianatra ao amin'ny lisea teknika mimenomenona sy vaky taraina manoloana olana misy amin' izy ireo. Manome 48 ora ho an` ny tompon’andraikitra izy ireo ary tsy hampianatra ihany koa mandritra io fe-potoana voalaza io raha tsy misy vahaolana marimaritra iraisana

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT