• Alarobia 21 Oktobra 2020
Fampianarana.Mpianatry ny ENS andiany faha-6 Mihisatra ny fandraisana ho mpiasam-panjakana azy ireo

Nivoaka ny 15 Janoary lasa teo ny ny isan’ireo mpianatra ôfisialy nahavita fianarana andiany fahaenina tao amin’ny sekoly ambony manofana ho mpampianatra na ENS (Ecole Normale Supérieure) etsy Ampefiloha raisina ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Fampianarana.INSCAE sy ny YALI Hanofana ireo mpandraharaha tanora sy madinika

Hanome fiofanana ireo tanora mpandraharaha sy ireo mpandraharaha faran’izay madinika eto amintsika ny sekoly ambony INSCAE etsy amin’ny 67 ha sy ny Yali, fikambanana tsy miankina iray izay manampy sy manohana ireo tanora Malagasy ho lasa mpitarika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fampianarana.Seces Antananarivo “Mety ho sarotsarotra ny toe-draharaha”

Nanao fanambarana ny Seces sampana Antananarivo fa misaotra ny ray aman-dreny tamin’ny fikarakarana ny zanany sy niezaka mafy nijery ny hoavin’ny taranaka na mafy aza ny niainana tanaty fihibohana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fampianarana.LMA Ampefiloha Nisy mpiadina teknika diso lalana tonga tao an-toerana

Mpiadina hiatrika ny fanadinana Bakalôrea teknika vitsivitsy diso toerana no tonga tao amin’ny foibem-panadinana LMA Ampefiloha omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fampianarana.Sekoly ambony tsy miankina Nahenan’ny fanjakana ny hetra aloany

Raha nisy ireo tena lasibatra indrindra nandritra ny fihibohana nateraky ny valan’aretina Covid 19 dia lohalaharana amin’izany ny sekoly tsy miankina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fampianarana.Fanapariahana laza adina sandoka Mpampianatra 1 sy mpianatra 3 nidoboka am-ponja

Nampidirina amponja vonjimaika ny sabotsy 17 oktobra lasa teo tokony ho tamin’ny 7ora sy sasany hariva ireo olona 4 voarohirohy ho nanaparitaka laza adina Bakalorea sandoka tany Antalaha, taorian’ny fiakarany fampanoavana.

Hamaky ny tohiny
FTT