• Zoma 21 Oktobra 2022
Fampianarana.Kojakoja fanamboaran-trano Azo eritreretina tsara ny mora kanefa tsara kalitao

Tsy mitsaha-mivoatra ny fikarohana momba ireo kojakoja fanamboaran-trano eto amintsika. Olana goavana tokoa mantsy ankehitriny ny fahasimban’ny tontolo iainana vokatry ny fiparitahan’ny loto sy ny fahalanian’ny tanimanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Fampianarana.Sakafo any an-tsekoly 30 dolara isaky ny ankizy amina sekoly miisa 900

Ny tsy fahampian-tsakafo no anisan’ny antony mamparefo ny ankizy eny fa na dia hatrany an-tsekoly aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Fampianarana.Voka-pikarohan’ny mpianatra Malagasy Azo avadika ho biriky hanaovan-trano ny taratasy

Tsy mitsaha-mivoatra ny fikarohana hataon’ny mpianatra eto amintsika. Efa azo havadika ho biriky hanamboaran-trano ny taratasy amin’izao no sady mora vidy kokoa. Ireo taratasy tsy ilaina intsony miparitaka eny rehetra eny no

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Fampianarana.SECES manerana ny nosy Efa tena mahita ny tsy fahita

Ny birao nasionaly sy ireo biraon’ny sampana SECES manerana ny nosy izay nanatanteraka fivoriana ampitain-davitra omaly 6 oktobra 2022

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Fampianarana.Vatsim-pianarana any ivelany tsy voaloa Tsy raharahian’ny Minisitera, miantso vonjy ny UMABEX

Mitohy ny antso avo sy fitarainana ho an’ireo mpianatra Malagasy nahazo vatsim-pianarana nakany ivelany, izay toa lasibatry ny tsy firaharahiana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Fampianarana.Arivonimamo Nahazo sekoly vaovao ny ao Ambaralamba

Nahazo sekoly vaovao na “ École Communautaire” ny ao Ambaralamba Nord, fari-pitantanana ara-pedagojia (ZAP) Arivonimamo II, fari-piadidim-pampianarana Arivonimamo, fitaleavam-paritry ny Fanabeazam-pirenena Itasy.

Hamaky ny tohiny
FTT