Fampianarana

Bakalorea teknika Nahitana ankizy sangany avokoa manerana ny faritany 6


  • Alarobia 14 Septambra 2022

Saika nahitana ankizy sangany avokoa tamin’ity taom-pianarana ity ny faritany enina tamin’ny fahafahana ny fanadinam-panjakana Bakalorea teknika.

Miisa 6 mianadahy izy ireo ka anisan’ireny Galo Jessica Tiana avy ao Mahajanga, Tefatsara Jenna Stephie avy ao Toamasina, Rabarijaona Anthonio avy eto Antananarivo, Andrianina Princy Victorino avy ao Fianarantsoa, Houssen Randriamarina Jhoann Orlando avy ao Antsiranana ary Ramiandrisoa Tolojanahary Myreilla avy ao Toliara. Samy nahazo salan’isa ambony avokoa izy ireo ka notoloran’ny ministry ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa Tablettes, box connexion, polos, sacs, pochettes, trousses ary stylos mba ho fankasitrana azy ireo tamin'ireo ezaka nataony.
Nangonin’i Pati
Legende : Izy 6 mianadahy sangany tamin’ny fanadinam-panjakana Bakalorea teknika, notronin’ny minisitra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT