• Talata 30 Mey 2017
Fampianarana.Ahiahy momba ny fandaharam-pianarana vaovao Misy sekoly efa mitady vahaolana

Anisan’ny miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao ny fanovana ny fandaharam-pianarana hotontosain’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Fampianarana.Sekoly ambony GSI Namoaka mpianatra 200 mianadahy

Namoaka mpianatra 200 mianadahy ny zoma lasa teo ny sekoly ambony GSI etsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Fampianarana.Sekoly ambony GSI Namoaka mpianatra 200 mianadahy

Namoaka mpianatra 200 mianadahy ny zoma lasa teo ny sekoly ambony GSI etsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Fampianarana.CNEMD Ampefiloha Enim-bolana tsy nandray karama ireo mpampianatra mozika

Ivontoerana iray mampianatra momba ny mozika ny CNEMD etsy Ampefiloha, rantsana iray eo anivon’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny vakoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2017
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Miato ny fampianarana, hoy ny SECES

Nanapa-kevitra ny hampiato ny fampianarana eny amin’ny oniversite ny sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra na ny SECES taorian’ny 72 ora nomen’izy ireo ny fanjakana, izay tapitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2017
Fampianarana.Maroantsetra Maty teo am-panaovana “Gym bac” ilay tovolahy

Nosembanin-drahona ny adina fanadinana bakalorea ara-panatanjahantena tao Maroantsetra ny zoma teo. Maty tampoka teo am-pahatongavana nanao ny taranja farany 1.000m i Marco 19 taona mpianatry ny sekoly tsy miankina

Hamaky ny tohiny
FTT