Fampianarana

Asa fampianarana Tsy omen’ny mpitondra lanja, hoy ny Seces


  • Alarobia 31 Mey 2017

Na ny vahoaka aza mahatsapa fa faralahin’asa ny fampianarana sy fikarohana, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (Seces) eto Antananarivo, Sammy Grégoire Ravelonirina.

 

Izay tsy mahita asa rehetra mantsy dia mirona any avokoa. Tsy mahagaga, raha tsy mandroso ny firenentsika satria tsy omena lanja ity sehatra ity. Manao antso avo amin’ny mpitondra mba hanome laharam-pahamehana io kitro ifaharan’ny fampandrosoam-pirenena io. Raha tsy manana vina ny mpitondra dia horebireben’ny hery avy any ivelany hatrany. Miantso ny rehetra mba hanome laharam-pahamehana ny tombontsoam-pirenena aloha vao ny an’ny any ivelany. Omaly moa dia nanao dinika mikato-trano teny Ankatso ireo mpampianatra mpikaroka mivondrona ao anatin’ny Seces mba hifampita vaovao sy nidinika mikasika ny tohin’ny hetsik’izy ireo.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • FanatsarĂ na ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT